Tanàna kely (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanàna kely iray Tompo Masina ô!
No voafidinao (ilay nraoiaf Tanana)
Hahatongavanao, hanavotana
Izao tontolo izao
‘Lay tanàna izay sondrian-tory
Tsy tononkira.serasera.org mba mihevitra Anao akory
Nefa Ianao indro fa mankao
Mba hitondra famonjena tao Bethlehema tao
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo
Bethlehema kely infxvyo ô! Fa voninahitra izao
Ka na bitika sy kely qlhp aza ianao mifalia
Fa efa nofinidy mba handray ilay Mesia
Bethlehema, Bethlehema
Tonga ilay Mesia Mpanavotra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:47