Tanàna kely (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tanàna kely iray Tompo Masina ô!
No voafidinao (ilay Tanana)
Hahatongavanao, hanavotana
Izao tontolo izao
‘Lay tanàna izay sondrian-tory
Tsy mba mihevitra Anao akory
Nefa Ianao indro fa mankao
Mba hitondra famonjena tao Bethlehema xofr tao
Mifohaza ianao mba handray ny Tompo
Bethlehema kely nqku ô! Fa voninahitra izao
Ka na bitika izjf sy kely aza ianao mifalia
Fa efa tononkira.serasera.org nofinidy mba handray ilay Mesia
Bethlehema, Bethlehema
Tonga ilay Mesia Mpanavotra anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 319
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:47