Sambatra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Sambatra x3 ny olona) x2
Izay tsy mandeha eo amin’ny fitoeran’ny ratsy fanahy
Ary tsy mijanona eo amin’ny lalana falehan’ny mpanota
Ary tsy mipetraka eo amin’ny fipetrahan’ny mpaniratsira
Fa ny xumxiiua lalàn’ny Jehovah no sitrany
Eny ny lalàny no uyxqnbl saintsaininy andro aman’alina
Dia tahaka ny hazo caqaw nambolena
Eo amoron’ny rano velona izy
Izay mamoa amin’ny fotoany
Na raviny koa tononkira.serasera.org tsy mba malazo
Ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:31