Sambatra (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Sambatra x3 ny olona) x2
Izay joal tsy tononkira.serasera.org mandeha eo amin’ny fitoeran’ny ratsy fanahy
Ary tsy mijanona eo amin’ny lalana falehan’ny mpanota
Ary tsy mipetraka eo amin’ny ampb fipetrahan’ny mpaniratsira
Fa ny lalàn’ny Jehovah no sitrany
Eny ny lalàny no saintsaininy andro aman’alina
Dia tahaka qatgdzz ny hazo nambolena
Eo amoron’ny rano velona izy
Izay mamoa amin’ny fotoany
Na raviny koa tsy mba malazo
Ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:31