Ry olona ô (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry olona ô izay manjery ny andro ho lava
Tsy hainao ve fa fiaina-mandalo ny ety
Indro ianao mamindra tsy taitra milazà
Tsy hainao ve ny ampitso fa mbola mankafy
Lazaiko aminao pludoyc fa tonga Tompo ankehitriny
Hanafaka ireo ota rehetra vitanao
Ka ny haratsiana tsy hita isa
Izay hiainanareo an-tapitrisa
Tsy hahazoanareo ilay Paradisa
Ref: Mipetraka re ny nwqawp fanontaniana
Fa mba rahoviana ihany re no hitodiana
Efa mazava tsy ho zoviana
Ireo mpitsara izay miandry any aoriana
Ka raha toa Ianao ka be famaliana
Ho tsaroanao rehefa any aoriana
Ny fiananao asio fanovana
Handraisana feno ilay famelana
Tonga ary ny ora sy ny fotoana
Vonona ve ianao sa ahoana
Aoka ny sofinareo re mba handre
2- Saino anie fa fohy ny fotoana hiainana
Aoka ifup tsy holaniana amin'ny zava - mora lo
Mba katsaho ilay tena fiainam-baovao
Paradisa tsara tsy manam-paharoa
Indro ny Tompo manolotra tononkira.serasera.org anao io fiainana io
Sy hanavao ireo fo maloto tsy madio
Ka ny fianana ho mora
Hidify koa ireo mpanakora
Ho sambatra ianao ka tsy ho tola
Tsy hainao ve fa fiaina-mandalo ny ety
Indro ianao mamindra tsy taitra milazà
Tsy hainao ve ny ampitso fa mbola mankafy
Lazaiko aminao pludoyc fa tonga Tompo ankehitriny
Hanafaka ireo ota rehetra vitanao
Ka ny haratsiana tsy hita isa
Izay hiainanareo an-tapitrisa
Tsy hahazoanareo ilay Paradisa
Ref: Mipetraka re ny nwqawp fanontaniana
Fa mba rahoviana ihany re no hitodiana
Efa mazava tsy ho zoviana
Ireo mpitsara izay miandry any aoriana
Ka raha toa Ianao ka be famaliana
Ho tsaroanao rehefa any aoriana
Ny fiananao asio fanovana
Handraisana feno ilay famelana
Tonga ary ny ora sy ny fotoana
Vonona ve ianao sa ahoana
Aoka ny sofinareo re mba handre
2- Saino anie fa fohy ny fotoana hiainana
Aoka ifup tsy holaniana amin'ny zava - mora lo
Mba katsaho ilay tena fiainam-baovao
Paradisa tsara tsy manam-paharoa
Indro ny Tompo manolotra tononkira.serasera.org anao io fiainana io
Sy hanavao ireo fo maloto tsy madio
Ka ny fianana ho mora
Hidify koa ireo mpanakora
Ho sambatra ianao ka tsy ho tola
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/04/2022 19:49
