Raiso Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve tsy Fantatrao Jesoa?
Ilay fitiavan'izy tsy manam-paharoa
Maro ny ota efa natao
Nefa antsoy Jesoa f'Izy hanafaka anao
Fiv : Tapaho ny hevitrao fa ny fregotpz ràn'ilay Jesoa
No hanadio ny fanahy, ny saina sy ny fo
Mahery ny asan'ilay ratsy
koa manatona azy fa hvvkmmo ho afany
Ianao no tena ilain'ny Tompo
Koa raiso, hiakanjoy ilay fitafiana soa
Moa ve tsy tononkira.serasera.org fantatrao Jesoa?
Ilay nisolo voina , ho ahy otllwcbi sy ho anao
Mafy ny nijaliany, Fa fitiavan'ny Ray, no nahatongavany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43