Raiso Jesoa (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve tsy Fantatrao Jesoa?
Ilay fitiavan'izy tsy manam-paharoa
Maro ny ota efa natao
Nefa antsoy Jesoa f'Izy hanafaka anao

Fiv : Tapaho ny hevitrao fa ny ràn'ilay Jesoa
No hanadio pfhehvn ny fanahy, ny saina evsyisg sy ny fo
Mahery ny asan'ilay ratsy
koa manatona subkbj azy fa ho afany
Ianao no tena ilain'ny Tompo
Koa raiso, hiakanjoy ilay fitafiana soa

Moa ve tsy fantatrao Jesoa?
Ilay nisolo voina , ho ahy sy ho anao
Mafy ny nijaliany, Fa fitiavan'ny Ray, no nahatongavany tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 1199
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315