Raha ny sofina (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny sofina no tsy mandre Satria iniavina tampenana
Ka manimba zava-dehibe , ka manjary hanenenana
Fa mba satrin'ny marenina, ny hiaino feo samihafa
Tsy sitrany hamerimberina , hikiahana mitafa
Koa asakasakao zay manana sofina izay afaka handre
Tsy handala izay ananana Hinia harenina ary ve
Fa nomena anao nztctrq ny tsara Handraisanao izay lazaina
Tombony io, ary zara, Tandrovy , aoka ho lalaina
Fahiny mantsy nisy feo, Niantso mafy tany an'efitra
Feo manjary mankaleo, ho an'ireo tsy tia handefitra
Feo tsy azo nosakanana, nilaza tononkira.serasera.org asa fiomanana
Niantso hanamboatra lalana , lalana ho an'ny fiadanana
Ny mikitaona ho totofana, hahetry koa ny tendrombohitra
ny lava-davaka rakofana, sorohina izay mivohitra
Dia atao mahitsy izany, mba ho lalam-baovao
Ho dahbz an'ilay mpanjaka vfhr tamy, avy ao aoriana ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 3407
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43