Raha ny sofina (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny sofina no tsy tononkira.serasera.org prvfulv mandre Satria iniavina tampenana
Ka manimba zava-dehibe , ka manjary hanenenana
Fa mba satrin'ny marenina, ny hiaino feo samihafa
Tsy sitrany hamerimberina , hikiahana mitafa
Koa asakasakao zay manana sofina izay nxqik afaka handre
Tsy handala izay ananana Hinia harenina ary ve
Fa nomena anao ny tsara Handraisanao izay lazaina
Tombony io, ary zara, Tandrovy , aoka ho lalaina
Fahiny mantsy nisy feo, Niantso mafy tany an'efitra
Feo manjary mankaleo, ho an'ireo tsy tia wojxcmt handefitra
Feo tsy azo nosakanana, nilaza asa fiomanana
Niantso hanamboatra lalana , lalana ho an'ny fiadanana
Ny mikitaona ho totofana, hahetry koa ny tendrombohitra
ny lava-davaka rakofana, sorohina izay mivohitra
Dia atao mahitsy izany, mba ho lalam-baovao
Ho an'ilay mpanjaka tamy, avy ao aoriana ao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 3405
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43