Omeo hery (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampetrako aminao ry Ray ô!
Ny Fanahiko rehetra
Ambeno tononkira.serasera.org tsy hiala Aminao
Ity rako-java-tsarotra

Ref: Omeo hery aho Jesoa skiaqee Tompo
Hahaizako utfqpcil mandresy ny fankam-panahy
Tolory saina hendry aho Tompo
Hanaovako izay sitrakao Mandrakizay (*2)

Tantano aho ry Tompo ô!
Tantano hatrany dmnezjh ny diako
Ampio re ity mpanomponao
Tafio fo sy saina vaovao

Do dia F

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 2194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452