Omeo hery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampetrako aminao ry Ray ô!
Ny Fanahiko rehetra
Ambeno tsy hiala Aminao
Ity rako-java-tsarotra
Ref: Omeo zyqjy hery aho Jesoa Tompo
Hahaizako tononkira.serasera.org mandresy ny fankam-panahy
Tolory saina hendry aho Tompo
Hanaovako izay sitrakao Mandrakizay (*2)
Tantano aho pxpozsd ry Tompo ô!
Tantano hatrany ny diako
Ampio re ity mpanomponao
Tafio fo qvpcsmy sy saina vaovao
Do dia F
Ny Fanahiko rehetra
Ambeno tsy hiala Aminao
Ity rako-java-tsarotra
Ref: Omeo zyqjy hery aho Jesoa Tompo
Hahaizako tononkira.serasera.org mandresy ny fankam-panahy
Tolory saina hendry aho Tompo
Hanaovako izay sitrakao Mandrakizay (*2)
Tantano aho pxpozsd ry Tompo ô!
Tantano hatrany ny diako
Ampio re ity mpanomponao
Tafio fo qvpcsmy sy saina vaovao
Do dia F
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2284
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:40
