Omeo fo mahatoky (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia betsaka aza Ray ô!
Ny ahiahy adin-tsaina entin-janakao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Fa toa takona aminay
Ny masoandrom-piainanay
Ranomaso sentosento lava izao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Ekenay Ray ô! ny fitiavanao
Ny halemenay notafinao ny silyxxq herinao tsitoha
fa Ampy ho anay ny fahasoavanao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Hazavao ny taratrao ny aizina ao anatinay
ka nslyb soloy fo madio sy vaovao
Tantano sy tononkira.serasera.org vimbino ljdwq koa ny lalanay
Mandra-pahatonga ary an-danitra
Ny ahiahy adin-tsaina entin-janakao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Fa toa takona aminay
Ny masoandrom-piainanay
Ranomaso sentosento lava izao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Ekenay Ray ô! ny fitiavanao
Ny halemenay notafinao ny silyxxq herinao tsitoha
fa Ampy ho anay ny fahasoavanao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Hazavao ny taratrao ny aizina ao anatinay
ka nslyb soloy fo madio sy vaovao
Tantano sy tononkira.serasera.org vimbino ljdwq koa ny lalanay
Mandra-pahatonga ary an-danitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 2893
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
