Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo fo mahatoky (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na dia betsaka aza Ray ô!
Ny ahiahy adin-tsaina entin-janakao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Fa toa takona aminay
Ny masoandrom-piainanay
Ranomaso sentosento lava izao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala xegjl ny fanahinay ety
Ekenay tononkira.serasera.org Ray ô! ny fitiavanao
Ny halemenay notafinao ny herinao tsitoha
fa Ampy ho vuvxlpk anay ny fahasoavanao bgqsxwij
Mandra-piala ny fanahinay ety
Hazavao ny taratrao ny aizina ao anatinay
ka soloy fo madio sy vaovao
Tantano sy vimbino koa ny lalanay
Mandra-pahatonga ary an-danitra
Ny ahiahy adin-tsaina entin-janakao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala ny fanahinay ety
Fa toa takona aminay
Ny masoandrom-piainanay
Ranomaso sentosento lava izao
Omeo fo mahatoky ary mino Anao
Mandra-piala xegjl ny fanahinay ety
Ekenay tononkira.serasera.org Ray ô! ny fitiavanao
Ny halemenay notafinao ny herinao tsitoha
fa Ampy ho vuvxlpk anay ny fahasoavanao bgqsxwij
Mandra-piala ny fanahinay ety
Hazavao ny taratrao ny aizina ao anatinay
ka soloy fo madio sy vaovao
Tantano sy vimbino koa ny lalanay
Mandra-pahatonga ary an-danitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2807
Likes : 0 Like
Created by : ainaericrajoelison
Date : 30/03/2016 16:43
