Ny teninao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org teninao ry Tompo
Dia sabatra maranitra
Izay entinao manoro
Ny sainay mba hamantatra
Ny hery anananay
Sy finoana anatinay
Raha misy mampahory hamingana
Ny teninao no aronay
Apinga ny teninao
Mitondra hery vaovao
Maharitra tsy mba lo
Izay tsy maintsy to
Ho levona ny inrgtc tany
Ny teny mbola eo ihany
Manolo-pahendrena
Milaza famonjena
Ho antsika izay mandre izao teny izao
Miorena aza miova
Ny teny notoriana taminao
Zay harena ary lova
Avy amin'i Jehovah aybeseqq Ray Tsitoha
Tompon'izao rehetra izao
Ny fahendreny fahalalany koa
No itondrany izao
F'Izy no nihavian'izao
Zavatra rehetra izao
Izy no mihazona ybgbgahx azy
Izy koa no antony
Dia sabatra maranitra
Izay entinao manoro
Ny sainay mba hamantatra
Ny hery anananay
Sy finoana anatinay
Raha misy mampahory hamingana
Ny teninao no aronay
Apinga ny teninao
Mitondra hery vaovao
Maharitra tsy mba lo
Izay tsy maintsy to
Ho levona ny inrgtc tany
Ny teny mbola eo ihany
Manolo-pahendrena
Milaza famonjena
Ho antsika izay mandre izao teny izao
Miorena aza miova
Ny teny notoriana taminao
Zay harena ary lova
Avy amin'i Jehovah aybeseqq Ray Tsitoha
Tompon'izao rehetra izao
Ny fahendreny fahalalany koa
No itondrany izao
F'Izy no nihavian'izao
Zavatra rehetra izao
Izy no mihazona ybgbgahx azy
Izy koa no antony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1188
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 16/04/2022 10:10
