Ny Noely (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Efa tonga izao ny Noely
Teraka Jesoa zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy
Miposaka ny vonjy

Izy io lqicj dia zaza tsara laza
Marobe ireo mankalaza cxrd
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra

Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia rcwjke nantenaina
Ka medrika hoderaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 923
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9653