Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Noely (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tonga izao ny Noely
Teraka Jesoa rulqaek dtftit zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy
Miposaka ny vonjy
Izy io dia zaza tsara laza tononkira.serasera.org
Marobe ireo mankalaza
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra
Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia nantenaina yntccc
Ka medrika hoderaina
Teraka Jesoa rulqaek dtftit zazakely
Izy no atao hoe mpamonjy
Miposaka ny vonjy
Izy io dia zaza tsara laza tononkira.serasera.org
Marobe ireo mankalaza
Tao ny magy dia nanatitra
Miora sy ny hanitra
Haleloia hobio
Zaza hendry sy madio
Mesia nantenaina yntccc
Ka medrika hoderaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:12
