Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro qwveg izao fa tsara Ianao mqxbd
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf: Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny tononkira.serasera.org Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2- Ny morhw akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro qwveg izao fa tsara Ianao mqxbd
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf: Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny tononkira.serasera.org Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2- Ny morhw akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 16:05
