Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny byryiv zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf: Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy tononkira.serasera.org izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2- Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa rxovwbnr iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny gwqfzcc hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa tsara Ianao
Tsy maty am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny byryiv zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf: Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy tononkira.serasera.org izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2- Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa rxovwbnr iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny gwqfzcc hery tsisy Anao dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 393
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 16:05
