Noely manan-daza (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry noely, noely manan-daza
Zay nahazoantsika famonjena
Ny nahaterahan’I ujkufin Jesosy zaza
Ka moa ve tsy maha te hidera
Ref : Tamin’ny fahendren’Ilay Ray Tsitoha
No nahazoantsika iadalxq izao ny famonjena
Fahalalana tsy hay takarina tononkira.serasera.org izany
Ka saotra, dera no atolotra njfcs ho eo Aminy
O! ry, noely manan-daza
Mahery sady mampitolagaga
Fa herin’Andriamanitra Tsitoha
No tompon’izao famoronana izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 486
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:50