Noely manan-daza (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O! ry noely, noely manan-daza
Zay nahazoantsika famonjena
Ny nahaterahan’I Jesosy zaza
Ka moa ve tsy maha jzyalae ktvlpvlb te hidera

Ref : Tamin’ny fahendren’Ilay Ray Tsitoha
No nahazoantsika ovgxw izao ny famonjena
Fahalalana tsy hay takarina tononkira.serasera.org izany
Ka saotra, dera no atolotra ho eo Aminy

O! ry, noely manan-daza
Mahery sady mampitolagaga
Fa herin’Andriamanitra Tsitoha
No tompon’izao famoronana izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antoko Mpihira MORIA
Hits : 532
Likes : 0 Like
Created by : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5193