Noely eran-tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely eran-tany, Noely sambatra
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny pzmucjme ho anay jnxzms
Ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry Jeso izay nandao
Ny ccfv lanitra, hamonjy anay
Izao tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra Anao
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Mankalaza ny herinao
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny pzmucjme ho anay jnxzms
Ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry Jeso izay nandao
Ny ccfv lanitra, hamonjy anay
Izao tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra Anao
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Mankalaza ny herinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1413
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/04/2022 19:49
