Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely eran-tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely phxjac eran-tany, Noely sambatra
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny ho anay
Ka hira vao no indray tononkira.serasera.org mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry Jeso izay nandao
Ny lanitra, hamonjy anay
Izao uagwj tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra Anao
Izao tontolo izao
Mankalaza qtztu ny herinao
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny ho anay
Ka hira vao no indray tononkira.serasera.org mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry Jeso izay nandao
Ny lanitra, hamonjy anay
Izao uagwj tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra Anao
Izao tontolo izao
Mankalaza qtztu ny herinao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1480
Likes : 1 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 13/04/2022 19:49
