Njay fa reko (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay fa reko Tompo ô!
Njay fa reko ny antsonao
Tonga txfcwoh mba hamoha ilay
torimasoko am-panahy (Manjaka Ianao Jesosy ô!)
Manjakà Ianao Jeso
F'efa Babonao ny foko
Indro atolotro Anao
Ka raiso re raha toa ka sitrakao
Toa mihaotra aho ry Ray!
Raha hanoina ka handray
Fa tsy mendrika ho anao
Noho ireo ota izay natao (Nefa hoy tononkira.serasera.org Ianao Jeso)
Nefa hoy Ianao Jeso
Ny mpanota no antsoiko
Indro tamy aho anio
Reneso re ny feoko ka valio
Toy ny nofy ny aizina
Zay niainako taloha
Hazavana vaovao
No jeren'ny masoko (He misaotra anao Jeso)
He misaotra cjpg Anao Jeso
Indro fa handray Anao
Ilay tena sy bxnengxh ny rà nalatsakao
Njay fa reko ny antsonao
Tonga txfcwoh mba hamoha ilay
torimasoko am-panahy (Manjaka Ianao Jesosy ô!)
Manjakà Ianao Jeso
F'efa Babonao ny foko
Indro atolotro Anao
Ka raiso re raha toa ka sitrakao
Toa mihaotra aho ry Ray!
Raha hanoina ka handray
Fa tsy mendrika ho anao
Noho ireo ota izay natao (Nefa hoy tononkira.serasera.org Ianao Jeso)
Nefa hoy Ianao Jeso
Ny mpanota no antsoiko
Indro tamy aho anio
Reneso re ny feoko ka valio
Toy ny nofy ny aizina
Zay niainako taloha
Hazavana vaovao
No jeren'ny masoko (He misaotra anao Jeso)
He misaotra cjpg Anao Jeso
Indro fa handray Anao
Ilay tena sy bxnengxh ny rà nalatsakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:44
