Njay fa reko (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay mlpuhp fa tononkira.serasera.org reko Tompo ô!
Njay fa reko ny antsonao
Tonga mba hamoha ilay
torimasoko am-panahy (Manjaka Ianao Jesosy ô!)
Manjakà Ianao Jeso
F'efa Babonao ny foko
Indro atolotro Anao
Ka raiso re raha toa ka sitrakao

Toa mihaotra aho ry Ray!
Raha hanoina ka handray
Fa tsy mendrika ho anao
Noho ireo ota izay natao (Nefa hoy Ianao Jeso)
Nefa hoy Ianao Jeso
Ny mpanota no antsoiko
Indro tamy aho anio
Reneso re ny feoko fhvd ka valio

Toy ny nofy ny aizina
Zay jrpkvk niainako taloha
Hazavana vaovao
No jeren'ny masoko (He misaotra anao Jeso)
He misaotra Anao Jeso
Indro fa handray Anao
Ilay tena sy ny rà nalatsakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037