Mitandrema (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitandrema ry olombelona
Fandrao ny fo ho tia ihrp hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy ny andro tsy ampoizina
Tsy fantatrao akory na anio izao
Koa gtixs miambena, mivavaha slxojg ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny tononkira.serasera.org Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka mila fanoherana
Fandrao ny fo ho tia ihrp hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy ny andro tsy ampoizina
Tsy fantatrao akory na anio izao
Koa gtixs miambena, mivavaha slxojg ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny tononkira.serasera.org Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka mila fanoherana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 658
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 12/04/2022 11:53
