Mitandrema (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitandrema ry olombelona
Fandrao ny fo ho tia hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy ny andro tsy tononkira.serasera.org ampoizina
Tsy mnar fantatrao akory na anio wbwo izao
Koa miambena, mivavaha ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka mila fanoherana
rmqo
Fandrao ny fo ho tia hadalana
Ny lolom-po, ny fankahalana
Ary ny filan'ny fiainana
Fiv: Fa ho avy ny andro tsy tononkira.serasera.org ampoizina
Tsy mnar fantatrao akory na anio wbwo izao
Koa miambena, mivavaha ianao
Mba handosiran'ireo fahotana
Koa mijoroa mitsangana ianao
Ho fahazavana fanasina
Ny Tompo anie efa nampanantena anao
Moa ve ka adinonao
Fa ahazo lapa ianao
2- Mahereza amin'ny vavaka
Satana anie ka tsy manan-tsaina
Afa tsy ny handefa an-davaka
Ka mila fanoherana
rmqo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrytianarajoelison
Date : 12/04/2022 11:53
