Mionona (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa tsy toa izay mba nirinao
Na hoe tsy mety izay tononkira.serasera.org zava-natao
Na maro ireo nanjo tsy orwk ahitan-tory, mampahory
Tsarovy f'Izy eo anilanao
Ka ny vola sy ny harena be
Izay lasa paftoi mampirehareha
Ireo izay mba manana azy
Tsy ahatazona ny ainy izany
Na ny avona sy ny avaka
Ataon'ireo hoe manana
Ireny tsy asakana
Sy tsy hiandry ao am-pasana
Ka mionona amin'izay anjaranao
Fa ny mpamonjy tsy mba manary anao
Ka na mahantra be
Sy tsy misy aza zqqhhgwz eo an-tananao
Matokia
Fa homba anao ny Tompo tia (Kristy)
Tsy metimety ve ny fiainanao
Na tsy ampy ilay Mpanjaka vaovao
Izay Tompon'izao tontolo izao toa anao
Tsarofy f'Izy eo anilanao
Na hoe tsy mety izay tononkira.serasera.org zava-natao
Na maro ireo nanjo tsy orwk ahitan-tory, mampahory
Tsarovy f'Izy eo anilanao
Ka ny vola sy ny harena be
Izay lasa paftoi mampirehareha
Ireo izay mba manana azy
Tsy ahatazona ny ainy izany
Na ny avona sy ny avaka
Ataon'ireo hoe manana
Ireny tsy asakana
Sy tsy hiandry ao am-pasana
Ka mionona amin'izay anjaranao
Fa ny mpamonjy tsy mba manary anao
Ka na mahantra be
Sy tsy misy aza zqqhhgwz eo an-tananao
Matokia
Fa homba anao ny Tompo tia (Kristy)
Tsy metimety ve ny fiainanao
Na tsy ampy ilay Mpanjaka vaovao
Izay Tompon'izao tontolo izao toa anao
Tsarofy f'Izy eo anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 522
Likes : 0 Like
Created by : tokyrajoelison
Date : 17/05/2025 17:36
