Mifalia ! (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°) Eh ! Eh tonga ny noely
Mba hamonjy izao tontolo
Mba handravaka ny tany vabwk
Ny lazan'ny voninahitrao.
Fiv :
Aleloia (x2), venteso ny hosana,
Asandrato ny feo, hihira manao hoe :
"Mifalia ianareo, miravoa,
Teraka ilay Tompo tsitoha,
Betlehema tononkira.serasera.org tanànan'i Jodia
Misy hazavana lehibe,
Nisehoan'ny anjely maro,
Fiadanana ety an-tany".
2°) Eh ! Eh ravo ny foko
Tratra izao andro lehibe
Ahatsiarovana aaxihfyn fa tonga
Mitaona antsika hifankatia.
Fiv : bqlcm Aleloia (x2), venteso ...
Mba hamonjy izao tontolo
Mba handravaka ny tany vabwk
Ny lazan'ny voninahitrao.
Fiv :
Aleloia (x2), venteso ny hosana,
Asandrato ny feo, hihira manao hoe :
"Mifalia ianareo, miravoa,
Teraka ilay Tompo tsitoha,
Betlehema tononkira.serasera.org tanànan'i Jodia
Misy hazavana lehibe,
Nisehoan'ny anjely maro,
Fiadanana ety an-tany".
2°) Eh ! Eh ravo ny foko
Tratra izao andro lehibe
Ahatsiarovana aaxihfyn fa tonga
Mitaona antsika hifankatia.
Fiv : bqlcm Aleloia (x2), venteso ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HarringhDenver
Daty : 14/12/2025 08:55
