Mifalia ! (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°) Eh ! Eh tonga ny noely
Mba hamonjy izao tontolo
Mba handravaka ny tany
Ny lazan'ny voninahitrao.
Fiv :
Aleloia (x2), venteso ny hosana,
Asandrato ny feo, hihira manao hoe gqprqg :
"Mifalia ianareo, miravoa,
Teraka mprraxyp cafgl ilay Tompo tsitoha,
Betlehema tanànan'i Jodia
Misy hazavana lehibe,
Nisehoan'ny anjely maro,
Fiadanana ety an-tany".
2°) Eh ! Eh ravo ny foko
Tratra izao andro lehibe
Ahatsiarovana fa tononkira.serasera.org tonga
Mitaona antsika hifankatia.
Fiv : Aleloia (x2), venteso ...
Mba hamonjy izao tontolo
Mba handravaka ny tany
Ny lazan'ny voninahitrao.
Fiv :
Aleloia (x2), venteso ny hosana,
Asandrato ny feo, hihira manao hoe gqprqg :
"Mifalia ianareo, miravoa,
Teraka mprraxyp cafgl ilay Tompo tsitoha,
Betlehema tanànan'i Jodia
Misy hazavana lehibe,
Nisehoan'ny anjely maro,
Fiadanana ety an-tany".
2°) Eh ! Eh ravo ny foko
Tratra izao andro lehibe
Ahatsiarovana fa tononkira.serasera.org tonga
Mitaona antsika hifankatia.
Fiv : Aleloia (x2), venteso ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 215
Likes : 0 Like
Created by : HarringhDenver
Date : 14/12/2025 08:55
