Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miaraka amin'i Jesosy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry Jeso no Andry fiarovako
Vatolampy mafy fialofako
Ny fiainako rehetra sy izay tarigetrako
Apetrako aminy
Miaraka amin'i Jesosy, falifaly ao am-po
Miaraka amin'i Jesosy, tena sambatra tokoa
2- Ny fianarana sy ny asa izay atao
Na ho tononkira.serasera.org mora wjkv na ho mafy noho izao
Tanteraho am-bavaka sy fifaliana
Fa tena ho tsapanao
Miaraka amin'i Jesosy, moramora izay atao
Miaraka amin'i Jesosy, Toky Hery ho anao
3- Lalan-davitra no mbola alehanao
Be ny fitsapana ho diavinao
Fa Jesosy irery ihany
Ampahery wxqkyvec sy hanavotra ystgpe anao
Miaraka amin'i Jesosy, fiovana lehibe
Miaraka amin'i Jesosy, mba andramonao anie

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 16/04/2022 10:11