Miaraka amin'i Jesosy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lvemcek 1- Ry Jeso no Andry fiarovako
Vatolampy mafy fialofako
Ny fiainako rehetra sy izay tarigetrako
Apetrako aminy
Miaraka amin'i Jesosy, falifaly ao am-po
Miaraka amin'i Jesosy, tena sambatra tokoa
2- Ny pwcixczk fianarana sy ny asa izay atao
Na ho mora na ho mafy noho izao
Tanteraho am-bavaka sy fifaliana
Fa tena ho tsapanao
Miaraka amin'i Jesosy, moramora izay atao
Miaraka amin'i Jesosy, Toky Hery ho anao
3- Lalan-davitra no mbola alehanao
Be ny fitsapana ho diavinao
Fa Jesosy irery tononkira.serasera.org ihany smxt
Ampahery sy hanavotra anao
Miaraka amin'i Jesosy, fiovana lehibe
Miaraka amin'i Jesosy, mba andramonao anie

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 856
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 16/04/2022 10:11