Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miantso anao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ny Tompo anio
Raiso izy valio
Antson'ny finoana
Antsom-panompoana
Renao ve ny feony
Ho Anao zanany
Ndeha re mba lxtf hikasa
Ho isan'ireo mpiasa
Derao ny Anarany
Ankalazao ny asany
Famonjena nasehony
Fahendrena ananany
Tompo be fitiavana
1- Mangeja ny asan-devoly fa tandremo kely izany e
Mitady izy harapany andro aman'alina ka miomana e
Dia miambena Ianao
Vakio Baibolinao e
Dia mibebaha
Fa handresy ianao e
Ref: Ndao hanaraka azy (hidera Anao aho...hatrany hatrany)
Sao tafihin'ny ratsy (hihoby Anao aho...hatrany hatrany)
Meteza mba hovonjeny (hanompo Anao aho...hatrany hatrany)
Fandresena ao Aminy Haleloia (hitory tononkira.serasera.org Anao aho...hatrany hatrany) Amen
2- Ny fiainana an-tany miserana ihany ka mora lany e
An-danitra royzxkps any dia fiaina-mamy mandrakizay e
Koa mihevera ianao oh
Tapaho ny hevitrao e
Dia yshxvo manaraha
Ilay mahery ianao e

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 917
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 18:12