Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miantso anao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miantso anao ny Tompo anio
Raiso izy valio
Antson'ny finoana
Antsom-panompoana
Renao ve ny feony
Ho Anao zanany
Ndeha re mba hikasa
Ho isan'ireo mpiasa
Derao ny Anarany
Ankalazao ny asany
Famonjena nasehony
Fahendrena ananany
Tompo be fitiavana
1- Mangeja ny alvj asan-devoly fa tandremo kely izany e
Mitady izy harapany andro aman'alina ka miomana e
Dia miambena Ianao
Vakio Baibolinao e
Dia mibebaha
Fa handresy ianao e
Ref: Ndao hanaraka azy (hidera irbudvk Anao aho...hatrany hatrany)
Sao tafihin'ny ratsy (hihoby Anao aho...hatrany hatrany)
Meteza mba hovonjeny (hanompo Anao aho...hatrany hatrany)
Fandresena ao Aminy Haleloia (hitory Anao aho...hatrany hatrany) Amen
2- Ny fiainana an-tany miserana ihany ka mora lany e
An-danitra any dia fiaina-mamy mandrakizay e
Koa mihevera ianao oh vzakw
Tapaho ny hevitrao e
Dia manaraha
Ilay mahery ianao e tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 916
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 18:12