Mafy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vafe 1- Mafy ny nentinao Jeso ô
Nandao ny lanitra ho anay
Nidina ho zazakely (Ianao)
Mba hanavotana anay
Nandao ny lapan'ny Anjely (Ianao)
Mba hamonjenao anay
Vita lpuotvnn ny avotray Jeso ô
Resy ny tahotra noho Ianao
2- Mafy ny nentinao Jeso ô
Maty nijaly Ianao noho izahay
Ny kapoaka nentinao (Tompo ô)
No nanavotana anay
Ny dinitra tonga rà (Tompo ô)
No namonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny fasana gsdayg tononkira.serasera.org noho Ianao
Nandao ny lanitra ho anay
Nidina ho zazakely (Ianao)
Mba hanavotana anay
Nandao ny lapan'ny Anjely (Ianao)
Mba hamonjenao anay
Vita lpuotvnn ny avotray Jeso ô
Resy ny tahotra noho Ianao
2- Mafy ny nentinao Jeso ô
Maty nijaly Ianao noho izahay
Ny kapoaka nentinao (Tompo ô)
No nanavotana anay
Ny dinitra tonga rà (Tompo ô)
No namonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny fasana gsdayg tononkira.serasera.org noho Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1053
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/04/2022 19:50
