Mafy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mafy ny nentinao Jeso ôNandao ny lanitra ho anay
Nidina ho zazakely (Ianao)
Mba hanavotana anay
Nandao ny lapan'ny Anjely (Ianao)
Mba hamonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny tahotra noho Ianao
2- Mafy ny nentinao Jeso ô
Maty nijaly Ianao noho izahay
Ny kapoaka nentinao (Tompo ô)
No nanavotana anay
Ny dinitra tonga rà (Tompo ô)
No namonjenao anay
Vita ny avotray Jeso ô
Resy ny fasana noho Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 413
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 13/04/2022 19:50