Kolokoloy (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao Mpanjakan’ny zava-boahary (Ianao)x2
Mahaiza re mitraka misaotra ny Tomponao
Ny tsara sy soa tsy mba tononkira.serasera.org nafeniny
Ho Anao ehlp nomeny avokoa, fa to ny (teniny)x2
Fiv : O shht ! kolokoloy fa nitokisany ianao
Zay marary dia tsaboy, f’izay no anjaranao
Zao tontolo izao rakofan-java-tsoa
Ka mahavariana anao fa hita ao avokoa
Ireo rendrarendra, mamy sy tena fy
Mandoza raha endra hadino Jeso tia
Indraindray anefa ny laftx fiainantsika ety
Tena mirefarefa raha anehoana fitia
Ka mihevi-tena ho tena zavatra
Odian-tsy jerena Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:16