Kolokoloy (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao Mpanjakan’ny zava-boahary (Ianao)x2
Mahaiza re mitraka bgffl misaotra ny Tomponao
Ny tsara sy soa tsy mba nafeniny
Ho Anao nomeny avokoa, fa to ny (teniny)x2

Fiv : O dwcsk ! kolokoloy fa nitokisany ianao
        Zay marary dia tsaboy, f’izay no anjaranao

Zao tontolo izao rakofan-java-tsoa
Ka mahavariana anao aodftfjn fa hita ao avokoa
Ireo rendrarendra, mamy sy tena fy
Mandoza tononkira.serasera.org raha endra hadino Jeso tia

Indraindray anefa ny fiainantsika ety
Tena mirefarefa raha anehoana fitia
Ka mihevi-tena ho tena zavatra
Odian-tsy jerena Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 221
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418