Jesoa no famonjena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao tokoa anie
Dia niangaran'Andriamanitra
Fa tiany ho vonjena ho any an-danitra
Ho mpiray szneujv lova aminy
Raha mino koa ny zanany
Handray ho tompo sy mpamonjy ao anatiny
Fa nomeny toky raha manova famindra
Tsy ho zaza kamboty manana ny Ray mpandrindra
O!antsoy Jesoa tononkira.serasera.org mba hiditra ao am-po hanjaka
Ka ho foana ny ratsy mpandravarava
Tiany ho vonjena avokoa isika rehetra
Tiany hanana ilay fiainana tsy manam-petra
Famonjena ho ahy sy ianao ny anio
Ka izao maazs no tsarovy sy mba tadidio
Zay nampanantena bsfdvlu f'hiverina indray
Mba hamonjy ny olony ho Azy mandrakizay
Dia niangaran'Andriamanitra
Fa tiany ho vonjena ho any an-danitra
Ho mpiray szneujv lova aminy
Raha mino koa ny zanany
Handray ho tompo sy mpamonjy ao anatiny
Fa nomeny toky raha manova famindra
Tsy ho zaza kamboty manana ny Ray mpandrindra
O!antsoy Jesoa tononkira.serasera.org mba hiditra ao am-po hanjaka
Ka ho foana ny ratsy mpandravarava
Tiany ho vonjena avokoa isika rehetra
Tiany hanana ilay fiainana tsy manam-petra
Famonjena ho ahy sy ianao ny anio
Ka izao maazs no tsarovy sy mba tadidio
Zay nampanantena bsfdvlu f'hiverina indray
Mba hamonjy ny olony ho Azy mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1571
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : haingotiana15
Daty : 28/02/2016 13:57
