Jesoa no famonjena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao tokoa anie
Dia niangaran'Andriamanitra
Fa tiany ho vonjena ho any an-danitra
Ho mpiray lova aminy
Raha mino koa ny zanany
Handray ho tompo sy mpamonjy ao zztuei anatiny
Fa nomeny toky raha manova famindra
Tsy ho zaza kamboty manana ny Ray swarn mpandrindra
O!antsoy Jesoa mba hiditra ao am-po hanjaka
Ka ho foana ny ratsy mpandravarava
Tiany ho vonjena avokoa isika tononkira.serasera.org rehetra
Tiany hanana ilay fiainana tsy manam-petra
Famonjena ho ahy sy ianao ny anio
Ka izao no tsarovy sy pquha mba tadidio
Zay nampanantena f'hiverina indray
Mba hamonjy ny olony ho Azy mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 1570
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : haingotiana15
Date : 28/02/2016 13:57