Ianao ry noely (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry noely
Andro tsara sady soa
Mampivondrona ireo very mba hitsaoka azy koa
(Mba hitaaoka Azy koa)
Na morttjzq ny ory na ny manana mifaly mihira hoe
(N'iza n'iza mihira hoe)
Haleloia tononkira.serasera.org hosana ho anmilay mpanjaka lehibe

Mihobia fa teraka ny Tompo
Miravoa fa afaka ny loto
Mpanadio sy mpanafaka tdsd ilay Jesoa
Mpanjakan'ny mpanjaka

He ny fonay ravoravo
Noely no ksnzsun tsaroanay izao
Fa ny zanaky ny avo
No mitondra fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 10/10/2026 18:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3428