Ianao ry noely (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry noely
Andro tsara sady tononkira.serasera.org soa
Mampivondrona ireo very mba hitsaoka azy koa
(Mba hitaaoka Azy koa)
Na ny ory na ny manana mifaly mihira hoe
(N'iza n'iza mihira hoe)
Haleloia hosana ho anmilay mpanjaka lehibe

Mihobia qsqncx fa teraka ny Tompo
Miravoa fa afaka ny iojx loto
Mpanadio sy mpanafaka ilay Jesoa
Mpanjakan'ny mpanjaka

He ny fonay ravoravo
Noely no tsaroanay izao
Fa ny zanaky ny avo
No zvdszik mitondra fiainam-baovao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIA
Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 10/10/2026 18:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342