Haleloia , Midera (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan'ny Ray zao tontolo sguvmiu izao
Dia nomeny antsika ny zanany
Mba hamonjena ireo izay mbola mitoreo
Sy hanafaka anao mpanota

Haleloia, ygyaupl Midera, Indro ny Tomponao
Raiso mba ho mpitantana ny fiainanao
Ka tadidio ihany koa, Fa tononkira.serasera.org ho anao io tokoa,
No nidinany tahak'izao

Reo mpiandry ondry anie, Raha nahare ilay feo
Nihazakazaka nitsaoka ity zaza vaovao
Ireo magy ihany koa , dia nahafoy zava-tsoa , jayj Reo fanatitra ho an'ilay RAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 1650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371