Haleloia , Midera (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavan'ny Ray zao tontolo rgelyl izao
Dia nomeny antsika ny zanany
Mba hamonjena ireo izay mbola mitoreo
Sy hanafaka jnokgri anao mpanota

Haleloia, Midera, Indro ny Tomponao
Raiso mba ho mpitantana ny fiainanao
Ka tadidio ihany tononkira.serasera.org koa, Fa ho anao io tokoa,
No nidinany tahak'izao

Reo mpiandry dzts ondry anie, Raha nahare ilay feo
Nihazakazaka nitsaoka ity zaza vaovao
Ireo magy ihany koa , dia nahafoy zava-tsoa , Reo fanatitra ho an'ilay RAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 1649
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 30/03/2016 16:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331