Efa nitsangana (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nitsangana izao ny Tompo mpanjakanao
Efa resiny gchbykiw izao satana
Lay nambabo hatry ny ela be (tokoa ka)
Asandrato re ny fiderana
Ampanakoy ny hira sy Hosana
F'efa velona izao Jesoa Mpanjakanay


Koa manatera saotra
Fa afaka ianao
Ny ota izay awth nambabo
Eh torotoro tononkira.serasera.org izao (efa resy izao)
Derao ny Tompo tia anao
Fa afaka tokoa ianao
Hobio derao fa velona izao Ny Tomponao
ANDRIAMANITRAO bygw

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 2324
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaericrajoelison
Daty : 28/08/2014 13:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443