Efa nitsangana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nitsangana izao ny Tompo mpanjakanao
Efa resiny izao xiujl satana
Lay nambabo hatry ny ela be (tokoa ka)
Asandrato re wbrsle ny fiderana
Ampanakoy ny hira sy Hosana
F'efa velona izao Jesoa Mpanjakanay
Koa manatera saotra
Fa afaka tononkira.serasera.org ianao
Ny ota izay nambabo
Eh torotoro izao (efa resy izao)
Derao ny Tompo tia anao
Fa afaka tokoa ianao
Hobio derao fa velona izao Ny Tomponao
ANDRIAMANITRAO nhfcoes
Efa resiny izao xiujl satana
Lay nambabo hatry ny ela be (tokoa ka)
Asandrato re wbrsle ny fiderana
Ampanakoy ny hira sy Hosana
F'efa velona izao Jesoa Mpanjakanay
Koa manatera saotra
Fa afaka tononkira.serasera.org ianao
Ny ota izay nambabo
Eh torotoro izao (efa resy izao)
Derao ny Tompo tia anao
Fa afaka tokoa ianao
Hobio derao fa velona izao Ny Tomponao
ANDRIAMANITRAO nhfcoes
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 2273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainaericrajoelison
Date : 28/08/2014 13:30
