Diboka hafaliana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa izao tontolo izao dia voaozona
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo tononkira.serasera.org famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ccuo ho antsika bemq izao
Sambatra izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka ojuexmdd manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy mba halany
Fa nomeny ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo tononkira.serasera.org famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ccuo ho antsika bemq izao
Sambatra izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka ojuexmdd manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy mba halany
Fa nomeny ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1218
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 18/04/2022 00:41
