Diboka hafaliana (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fa izao uxhekfgk tontolo izao dia voaozona
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ho antsika wknhhor izao
Sambatra izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny gbjdc Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy tononkira.serasera.org mba halany
Fa nomeny ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
Fa ny ota no manjary mpanapaka
Kanjo famonjena tsara tsy nampoizina
No natolotr'i Jeso mpanafaka
Ref: Diboka_hafaliana izany fo
Miramirana, tretrika tokoa
Fa fitia tsy manam-paharoa
No nomen'ny Tompo ho antsika wknhhor izao
Sambatra izay manompo an'i Jesoa
2- Lalana malalaka manodoka fo
Nefa fandrika natao ho an'ny olona
Ka Jeso nisakana sy niangavy koa
Miverena ianareo amin'ny gbjdc Tsitoha
3- Tsy mba miova hatramin'izao ny fitiavany
N'iza n'iza olona tsy tononkira.serasera.org mba halany
Fa nomeny ny fanahy izay ranovelona
Izay mibebaka tokoa dia avelany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1174
Likes : 0 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 18/04/2022 00:41
