Amin'ny fo ve no anomponao ? (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo ve no anomponao Jeso
Sa kosa rendrarendram-piainana lava izao?
Amin’ny fo ve no anekenao Jeso?
F’Izy namonjy izao tontolo ptvvl izao
Fahavalo maro no indro manoloana ny fiainanao
Iza indray fptcvyp no hianteheranao
Vola sy harena tsy natao handresy wxfvce ny ady atao
Mba minoa fa Jeso hiady ho anao
Amin’ny feo no ideranao Jeso
Amin’ny anarany no ilazanao Jeso
Amin’ny teny no ambaranao Jeso
Izy no torina amin’izany
Nefa ny fo tsy ao fa any rehetra any
Saina moa manaraka ihany
Very sy sasatra izay natao hatramin’izay
Anio kosa diniho ny rahatrizay
Raha vao mandre ny anaran’i Jeso
Tonga ao an-tsaina avy hatrany fa Izy Kristy
Fenoina lainga ka nohomboina Jeso
Hay famonjena nasetrin’izany
Na dia maro aza ‘reo nanameloka Azy
Tsy nataony ny valifaty
Ny ràny latsaka nataony ho famonjena
Tsy ho an’iza, ho antsika rehetra
tononkira.serasera.org
Sa kosa rendrarendram-piainana lava izao?
Amin’ny fo ve no anekenao Jeso?
F’Izy namonjy izao tontolo ptvvl izao
Fahavalo maro no indro manoloana ny fiainanao
Iza indray fptcvyp no hianteheranao
Vola sy harena tsy natao handresy wxfvce ny ady atao
Mba minoa fa Jeso hiady ho anao
Amin’ny feo no ideranao Jeso
Amin’ny anarany no ilazanao Jeso
Amin’ny teny no ambaranao Jeso
Izy no torina amin’izany
Nefa ny fo tsy ao fa any rehetra any
Saina moa manaraka ihany
Very sy sasatra izay natao hatramin’izay
Anio kosa diniho ny rahatrizay
Raha vao mandre ny anaran’i Jeso
Tonga ao an-tsaina avy hatrany fa Izy Kristy
Fenoina lainga ka nohomboina Jeso
Hay famonjena nasetrin’izany
Na dia maro aza ‘reo nanameloka Azy
Tsy nataony ny valifaty
Ny ràny latsaka nataony ho famonjena
Tsy ho an’iza, ho antsika rehetra
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antokompihiramoria
Daty : 23/10/2025 15:22
