Amin'ny fo ve no anomponao ? (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny fo ve no anomponao Jeso
Sa kosa rendrarendram-piainana lava izao?
Amin’ny fo ve no anekenao Jeso?
F’Izy namonjy izao tontolo izao
Fahavalo maro no indro manoloana ny fiainanao
Iza indray no hianteheranao
Vola sy harena tsy natao handresy jcuaxya ny ady atao
Mba minoa fa Jeso hiady ho anao
Amin’ny feo no ideranao Jeso
Amin’ny anarany no ilazanao Jeso
Amin’ny teny no ambaranao Jeso
Izy no torina amin’izany
Nefa ny fo tsy ao fa any rehetra any
Saina moa manaraka ihany
Very sy sasatra izay natao hatramin’izay
Anio kosa diniho ny rahatrizay
Raha vao mandre ny anaran’i Jeso
Tonga ao an-tsaina avy hatrany fa Izy Kristy
Fenoina lainga ka nohomboina owfcwjr Jeso
Hay famonjena nasetrin’izany
Na dia maro aza tononkira.serasera.org ‘reo nanameloka Azy
Tsy nataony ny valifaty
Ny ràny latsaka nataony znnbmti ho famonjena
Tsy ho an’iza, ho antsika rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira MORIAVisites : 357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antokompihiramoria
Date : 23/10/2025 15:22