Vavaka (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka, io no hany afaka
Hanova ny ati-fonao ho tonga vaovao
Vavaka, cuzl io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro fanina
Miaro ny tononkira.serasera.org famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io sdsvalm no tena iainana
Na sendra potraka aza mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no hany afaka
Hamerina indray ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary sjoyrjf fandrindrana zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
Hanova ny ati-fonao ho tonga vaovao
Vavaka, cuzl io no hany sabatra
Handrava ny haratsiana
Izay mamatotra ny fiainanao
Ref:
Mivavaha, mivavaha
Angataho ny Fanahy
Hialoha lalana
Hibebaho, ka hialao
Ireo hadalana izay fanao
Dia hahita fitsaharana Ianao
Vavaka, io no aro fanina
Miaro ny tononkira.serasera.org famindra tsy ho diso lalana
Vavaka, raha io sdsvalm no tena iainana
Na sendra potraka aza mora miarina
Satria Jesoa Miahy
Vavaka, io no hany afaka
Hamerina indray ny fifalianao
Vavaka, raha io no atao fiainana
Hiposaka ny masoandrom-pifaliana
Izay katsahinao
Tonony sy feony ary sjoyrjf fandrindrana zavamaneno : RANDRIANARIVO Fetiarinjara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 2595
Likes : 1 Like
Created by : akoniziona
Date : 07/03/2018 11:55
